|
|
|
|

Teny iditra1 tia kely
Singan-teny  2tia, 3kely
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5kahihitra sy fetsifetsy ka na zavatra tsy dia inona akory aza dia tetehiny ho azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6stingy, avaricious, niggardly.
7figuratively: a bad disposition. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8ladre, avare, chiche, qui vole de petites choses en secret. [1.3]
Tovy hevitra  9tiatia kely

Fivaditsoratra  10 taikely, 11 tia kely

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12